Iza avy le mitady gâteau personnalisé ato o Raisinay avokoa ny commande na en pâte à sucre,na crème tsotra miaraka amin’ny sary comestible ou non comestible,misy figurine na tsy misy Ka toy izao ny conditions anay ary Mandefa sary ianareo(jer

Iza avy le mitady gâteau personnalisé ato o Raisinay avokoa ny commande na en pâte à sucre,na crème tsotra miaraka amin’ny sary comestible ou non comestible,misy figurine na tsy misy Ka toy izao ny conditions anay ary Mandefa sary ianareo(jer

Iza avy le mitady gâteau personnalisé ato o
Raisinay avokoa ny commande na en pâte à sucre,na crème tsotra miaraka amin’ny sary comestible ou non comestible,misy figurine na tsy misy

Ka toy izao ny conditions anay ary
Mandefa sary ianareo(jerenay raha vitanay na tsia)miteny sy mitsotra avy hatrany izahay raha toa ka tsy vitanay
Raha vita dia manome ny prix sy ny isa minimum mahavita ilay modèle izahay
Tsy mandray acompte-na gâteau izahay ho amin’ny gâteau personnalisé,fa vidina carton sy frais de livraison ihany no raisinay raha livrena(fa afaka récuperena ihany koa)
Tonga maka ny Gâteau ny clients,na tonga manao livraison izahay,dia manana droit feno tsy andoha vola ny clients raha sanatria tsy araky ny nifanaharana ny commande tonga,raha mifanohitra amin’izay kosa anefa(zany oe nahafapo ny clients ny asa
,dia manao paiement feno ny clients)
Manomboka amin’ny 6.500ar ny portion ny gâteau personnalisé ato aminay
Ary 20.000ar no lafo indrindra (miankina amin’ilay modèle sy ny fahasarotan’ny asa ka mety andany fotoana)
Izany rehetra izany dia mba afahanay mi-rassurer ny clients,sy hanomezanay toky fa vitanay ilay asa,ary azo itokisana tsara izahay tompoko
,na lafiny qualité
na quantité
Koa inona intsony ary no hisalasalana fa tongava manao commande o

Jardin Du Gâteau

Les commentaires sont fermés.