Izy no Nokoloina Mirindra ilay nahazo an’ilay Chighetti sy Pepsi GM Mahafinarittra ny milalao miaraka amin’i Chicky ary faly ny tenany fa voasarika tamin’ilay TIRAGE AU SORT Ny hafatrany moa dia hoe  » Tsara tena tsara ilay Chighetti fa tongava ety amin’i

Izy no Nokoloina Mirindra ilay nahazo an’ilay Chighetti sy Pepsi GM
Mahafinarittra ny milalao miaraka amin’i Chicky ary faly ny tenany fa voasarika tamin’ilay TIRAGE AU SORT
Ny hafatrany moa dia hoe  » Tsara tena tsara ilay Chighetti fa tongava ety amin’i Chicky behoririka akaiky ny Station Galana Behoririka fa sady tsara ny fandraisana, Tsara ny toerana ary tena tsara tena tsara ny sakafo
Chicky Behoririka sy Chicky Tana Water Front no ahitantsika ny Chighetti anh
#sakafo
#kilalao
#chicky #crispy #tsiky

Chicky

Les commentaires sont fermés.