JUS DE PAPAYE: NY MARINA MOMBA AZY Fandre matetika tato ho ato ary zary lasa hanihany ny hoe: « Misotroa jus de papaye! » Fa mampaninona tokoa moa ny papay na ny ranom-boakazo azo avy aminy? Indreto ary misy tombontsoa vitsivitsy azo avy amin’ny Papay: Man

JUS DE PAPAYE: NY MARINA MOMBA AZY
Fandre matetika tato ho ato ary zary lasa hanihany ny hoe: « Misotroa jus de papaye! »
Fa mampaninona tokoa moa ny papay na ny ranom-boakazo azo avy aminy?
Indreto ary misy tombontsoa vitsivitsy azo avy amin’ny Papay:
Manankarena Vitamine A, B1,B2 ary C. Misy Calcium sy Potassium ihany koa.
Mampihena ny mety ahazoana ny aretim-po sy lalan-drà toy ny AVC.
Mampihena ny Glycémie ho an’ireo tratry ny Diabeta.
Manamora sy manatsara ny fandevonan-kanina.
Manatsara ny hoditra.
Manampy amin’ny fanirian’ny volo.
Miady amin’ny homamiadana ary manampy ny hery fiarovana.
Tena mandaitra ho an’izay te hampihena vatana.
Manampy ny fahasalaman’ny maso satria ireo « caroténoïdes » ao aminy dia miaro ny « rétine » amin’ny « Ultraviolets ».
Mahasalama ny aty, ny voa ary ny tsinay.
Raha Manana fototra Papay iray eo an-tokotaninao ianao dia toyny efa akaikina Farmasia sahady.
ZARAO FA AZA VARIANA MIFANANIHANY SY MIFANDRANITRA INTSONY.

Vanofotsy Optimiste

Les commentaires sont fermés.