KANELINA(cannelle), Tena mitondra fahasalamana sy vokatsoa ho antsika tokoa ny fihinanana azy ity. -Raha marary vavony sy mavaivay ary misy rivotra manelingelina,na koa tsy mahalevon-kanina -Manome hery fiarovana ho antsika sy mamono ny mikraoba na virios

KANELINA(cannelle),
Tena mitondra fahasalamana sy vokatsoa ho antsika tokoa ny fihinanana azy ity.
-Raha marary vavony sy mavaivay ary misy rivotra manelingelina,na koa tsy mahalevon-kanina
-Manome hery fiarovana ho antsika sy mamono ny mikraoba na viriosy
-Maha tanora lalandava sy miady amin’ny fahanterana ny fihinanana azy isan’andro ,mamelombelona
-MONY
-Aretin-koditra
-Olona manahia tena sotroina vao maraina alohan’ny hisakafo sy alohan’ny hatory
Disponible en emballage 1kg
Contact : 034 15 522 13
Livraison partout à Madagascar

Epices Mada

Les commentaires sont fermés.