Mangatsiaka ny andro, mirongatra ndray ny Bronchite na kohaka (aretin’ny taovam-pisefoana) Astuces de grande-mère izay tsy hita ny naharatsy azy. – tongolo mena 1 tetehina madinika lomana tantely kininina pur 1 sotro, – ranona voasary makirana 1 sotro amp

Mangatsiaka ny andro, mirongatra ndray ny Bronchite na kohaka (aretin’ny taovam-pisefoana)
Astuces de grande-mère izay tsy hita ny naharatsy azy.
– tongolo mena 1 tetehina madinika lomana tantely kininina pur 1 sotro,
– ranona voasary makirana 1 sotro ampiana tantely kininina pur 1 sotro ary ranona sakamalaho 1 sotrokely
– ranona voatabia hazo ampiana tantely kininina pur 1 sotro,
– Dobera natsonika ampiana tantely kininina pur 1 sotro kely

Tantely Feno Fitahiana

Les commentaires sont fermés.