Maro ny olona no Maty vokatry ny aretin’ny VOA amin’izao satria sarotra tsaboina ny aretin’ny VOA raha tsy voatsabo haingana,lafo koa ny mitsabo azy rehefa Tonga amin’ny dialyse. INSUFFISANCE RENALE ( AiGUE , CHRONIQUE ) Soritr’aretina – Kely

Maro ny olona no Maty vokatry ny aretin’ny VOA amin’izao satria sarotra tsaboina ny aretin’ny VOA raha tsy voatsabo haingana,lafo koa ny mitsabo azy rehefa Tonga amin’ny dialyse.

INSUFFISANCE RENALE ( AiGUE , CHRONIQUE )
Soritr’aretina
– Kely ny pipy
– Mivonto ny tongotra ( Feno rano )
– Sepotra
– Reraka
– Maloiloy matetika
– Marary eo am tratra
– Mifanintona
– Tsy mahatsiaro tena
Antony mahatonga azy
– Tosi-dra ambony
– Diabete
– Aretin’ny fo
-fivaingana’ny rà amin’ny lalan-drà.
– Miha mahia.
– Reaction Allergie
– Infection
– Aretin’ny aty
– Aretin’ny prostate
– Atetin’ny tsinay , vessie,
– Calcul renal

EFA MISY NEFA NY FITSABOANA NATORALY IZAY VITA AMIN’NY ZAVAMANIRY SY VOANKAZO NATORALY IZAY TSY MILA MANDANY VOLA BE IANAREO MIKARAKARA AZY
MISY AFAKA ISAFIDIANANA TSARA NY TOROHEVITRA NATORALY
FITSABOANA VITA AMIN’NY ZAVAMANIRY NATORALY
VETIVETY IANY KOA DIA MAHITA VOKANY TSARA NO SADY TSY MISY EFFET SECONDAIRE AMIN’NY MAHA NATORALY AZY
TONGA DIA MANDEFASA MESSAGE PRIVÉ AVY ATRANY AZAFADY INDRINDRA
RA LIANA IANAO

Fifanampiana Sy Torohevitra

Les commentaires sont fermés.