Matetika dia nohon’ny harerahana be loatra ,na fihetsika natao maharitra ela loatra ,na nohon’ny tsy fahasalaman’ny retsika (nerf) no mahatonga sy mampihetsika azy , misy koa ny milaza hoe:” tsindrona betsaka natao tany aloha”. Na inona na inona anefa ant

Matetika dia nohon’ny harerahana be loatra ,na fihetsika natao maharitra ela loatra ,na nohon’ny tsy fahasalaman’ny retsika (nerf) no mahatonga sy mampihetsika azy , misy koa ny milaza hoe:” tsindrona betsaka natao tany aloha”. Na inona na inona anefa ant

Matetika dia nohon’ny harerahana be loatra ,na fihetsika natao maharitra ela loatra ,na nohon’ny tsy fahasalaman’ny retsika (nerf) no mahatonga sy mampihetsika azy , misy koa ny milaza hoe:” tsindrona betsaka natao tany aloha”.
Na inona na inona anefa antony , dia azo atao tsara ny mitsabo ity karazana aretina iray ity .
NY FISEHONY
– Misy manaikitra toy ny courant ireny ao amin’ny lamosina ambany havia na havanana ,mahazo ny fitombenana ka mamaly any amin’ny rantsambatana ambany havia na havanana ,mahazo ny riran’ny ranjo
ivelany , , na ny kibon-ndranjo na ny riran’ny fe ivelany , na ny fe any aoriana.
-Rehefa miondrika manao asa dia mahare maharary ao @ valahana na andilana.
– Raha vao mande an-tongotra ela ela dia misy maharary ao @ fotom-pe havia na havanana ka rehefa reraka dia mila tsy ho afaka mamindra, mihintsy .
– Tsy mahatanty tsindriana ela, na matory ela, na mipetraka ela , fa mahare maharary ao amin’ny fitombenana.

EFA MISY VAHOLANA NEFA IZANY
TSY MISY RESAKA PILE NA FANAFODY FA ZAVAMANIRY NATORALY NO AMPIASAINA ANOVANA FANAFODY
AKORA VITA AMIN’NY TONGOLO GASY
TSY MILA MANDANY VOLA BE AKORA IANAO NEFA DIA VEIVETY DIA MAHITA VOKANY MAHAFAPO
MANDEFASA MESSAGE PRIVÉ AVY ATRANY AZAFADY INDRINDRA RA LIANA IANAO
AZA TARA

Fifanampiana Sy Torohevitra

Les commentaires sont fermés.