MAYONNAISE MIVADIKA Rehefa ilay manao mayonnaise fait maison iny dia ‘ndraindray tsy vita hatramin’ny farany ny tokony natao dia nivadika ilay izy. Ahoana ary paikady afaka hanavotana azy iny? Zavatra ilaina : VINAIGRE > Hakana tsikelikely amin’ny sotro,

MAYONNAISE MIVADIKA
Rehefa ilay manao mayonnaise fait maison iny dia ‘ndraindray tsy vita hatramin’ny farany ny tokony natao dia nivadika ilay izy. Ahoana ary paikady afaka hanavotana azy iny?
Zavatra ilaina : VINAIGRE
> Hakana tsikelikely amin’ny sotro, atao anaty bol na lovia hafa ilay mayonnaise mivadika, tsy atao be fandraoka akory. Averina ahodina moramora dia andrarahana vinaigre amin’ny sotro tsikelikely.
Averina sy tohizana toy izay foana dia tandremana tsy hivadika intsony mandrapahatonga azy hoe velona indray.
Zarao amin’ny namanao sao mahasoa ny hafa.
#Paikady

Ma Misou Mi Sou

Les commentaires sont fermés.