Miarahaba antsika rehetra tompoko ao amin’i Cercle Franco Malagasy (CFM) Anosy indray n’y fotaona antsika manomboka ny 22 may ka hatramin’ny 25 may 2024 ho avy izao averiko eto foana fa karazana anthurium géant maro na zanany n’a vantony betraka no hita a

Miarahaba antsika rehetra tompoko
ao amin’i Cercle Franco Malagasy (CFM) Anosy
indray n’y fotaona antsika manomboka ny 22 may ka hatramin’ny 25 may 2024 ho avy izao
averiko eto foana fa karazana anthurium géant maro na zanany n’a vantony betraka no hita antsika ao amin’io
koa mitongava maro fa natao mirary Dia mirary n’y vidiny natao ho an rehetra noho ny izy akatrokin’ny fety ny reny.
VOLA VONINKAZO
Stand 24,25
Mankasitraka antsika sahady oh..

Tsiory Tsiky Mandresy

Les commentaires sont fermés.