Mitady ranon-jezika natoraly va ianao? indro ny FERTILAPIN izay ranon-jezika vita avy aminy pipi ambitro Vokatra ACACIA vaovao bé, (izay vao feno ilay siny manga bé io ). Mahomby KOKOA hatrany ny vokatra, ary ho hitanao eto aminy pejy ireo fambolena E

Mitady ranon-jezika natoraly va ianao?
indro ny FERTILAPIN izay ranon-jezika vita avy aminy pipi ambitro
Vokatra ACACIA vaovao bé, (izay vao feno ilay siny manga bé io
).
Mahomby KOKOA hatrany ny vokatra, ary ho hitanao eto aminy pejy ireo fambolena EFA nanandramanay azy.
A base d’urine de lapin izy ity, izany hoe misy akora hafa ankaotran’ny pipim-bitro ao anatiny.
EFA amidy eny Bootik’Agri Antsirabe izy ary ho hitanao tsy ho ela eny aminy ireo miara-miasa aminay.
Tena tombony aminy Dia 2 en 1 izy ity, zany hoe Sady azo hatao zezika izy no mahavita mandrôka s’y mamono biby kely aminy voly ihany koa.
Prix de lancement: 2 500ar la bouteille de 1L
Tsy misy akora simika
En quête d’un engrais liquide naturel et efficace pour vos plantes ? Découvrez Fertilapin !
Fabriqué à partir d’urine de lapin, cet engrais écologique offre une solution nourrissante pour vos cultures.
Optez pour une approche respectueuse de l’environnement tout en boostant la santé de votre jardin.
#Fertilapin #EngraisNaturel #JardinageResponsable »

Ferme Acacia Antsirabe

Les commentaires sont fermés.