Mode By Jen Ndao mba asitsika lalao kely ato @ Pejy eeh Akaiky ny Saint Valentin ka Ny loka hoan’ny Mpandresy dia ataotsika Tee-shirt Pour Couple Oui, taille S, M, L, XL zay taille anao Ny fomba fizotran’ilay lalao dia zao Abonner-o ny Pejy Mentionner-o n

Mode By Jen
Ndao mba asitsika lalao kely ato @ Pejy eeh
Akaiky ny Saint Valentin ka Ny loka hoan’ny Mpandresy dia ataotsika Tee-shirt Pour Couple
Oui, taille S, M, L, XL zay taille anao
Ny fomba fizotran’ilay lalao dia zao
Abonner-o ny Pejy
Mentionner-o ny Amis anao mba hi-abonner sy handray Anjara @ lalao Sao tsara vintana
Partager-o ity publication ity ao @ mur anao sy any anaty groupe hafa zay misy anao
Ny fisarihana dia ataotsika ny 12 Février hariva
Ny Mpandresy zany na tsy en couple aza dia mahazo Tee-shirt roa fona
Alefasooo arryyy eeeeeeee
Izay be réactions ihany koa ny commentaire any mahazo Surprise

Nofidiana Miary

Les commentaires sont fermés.