Promo sy dégustation isan karazany aty amin’ny #foireinternationaledemadagascar Pack beauté ahitana huile de sésame Zay natao ho an’ny tarehy, huile de baobab ho an’ny volo maina, Simba,miloko, ondulés frisés, poudre de baobab Sady azo hohanina no atao m

Promo sy dégustation isan karazany aty amin’ny #foireinternationaledemadagascar
Pack beauté ahitana huile de sésame Zay natao ho an’ny tarehy, huile de baobab ho an’ny volo maina, Simba,miloko, ondulés frisés, poudre de baobab Sady azo hohanina no atao masque amin’ny tarehy
Poudre de sésame isan karazany, na noir, n’a
blanc, sésame et baobab Sady misy dégustation
Huile de sésame isan karazany na noir na blanc na fihinana
Stand 245 sy 206 no ahitana an’izany
Disponible Jumbo Score koa ireo pack beauté,fitness, diète ireo
Ankorondrano
Tanjombato
Digue
Ny aty Tanjombato, androany no farany ka araraoty
#huiledesesameblancnontorrefie #poudredesesameetbaobab #poudredesesamenoir

Ferme Aina

Les commentaires sont fermés.