Raha misy mila ilay zanankazo efa lehibe,efa tsy mila fikarakarana be intsony fa mamboly dia miandry vokatra sisa manana zanany efa lehibe izahay,misy efa mamoa ary ,misy ihany koa ny efa avy namoa teo, Misy karazany ka ireto alefako liste ireto ka mamnde

Raha misy mila ilay zanankazo efa lehibe,efa tsy mila fikarakarana be intsony fa mamboly dia miandry vokatra sisa
manana zanany efa lehibe izahay,misy efa mamoa ary ,misy ihany koa ny efa avy namoa teo,
Misy karazany ka ireto alefako liste ireto ka mamndefa mp avy hatrany raha mahaliana anao:
Karazana paiso greffe:
.paiso fon’omby
.paiso brigitale
.paiso nectarine
.paiso petakorona
.misy paiso greffe double ihany koa,izany hoe fotony 1 fa mamoaka voany 2 samihafa
.pomme golden
.pibasy
034 79 787 12
Ny zanankazo efa lehibe aloha dia lafo e
Afaka manao livraison izahay ary mandefa faritra rehetra

Mpivarotra Zanankazo Rehetra

Les commentaires sont fermés.