Raha resaka Plat du jour dia anisan’ny tena ankafizin’ny olona ny Demi-Cocquelet. Ianao koa ve mba te-hanandrana izany? Misy foana anie isan’andro ny Plat du jour e Alatsinainy-Sabotsy Tongava aingana ary ety Ampasapito fa efa vonona izahay ny handray an

Raha resaka Plat du jour dia anisan’ny tena ankafizin’ny olona ny Demi-Cocquelet.
Ianao koa ve mba te-hanandrana izany?
Misy foana anie isan’andro ny Plat du jour e
Alatsinainy-Sabotsy
Tongava aingana ary ety Ampasapito fa efa vonona izahay ny handray anareo.
Contact:+261 32 05 231 15

Tojo Larryh

Les commentaires sont fermés.