Send message Team Lalao VACANCES À MAJUNGA AVEC LES TEAM LALAO 07 jours be izao Lasa amin’izay isika miaraka amin’ireo animateurs marobe ato amin’ny TEAM LALAO, feno tanteraka ny fepetra handehanantsika ka ndao avy hatrany. Mazava

Send message
Team Lalao
VACANCES À MAJUNGA AVEC LES TEAM LALAO

07 jours be izao

Lasa amin’izay isika miaraka amin’ireo animateurs marobe ato amin’ny TEAM LALAO, feno tanteraka ny fepetra handehanantsika ka ndao avy hatrany.

Mazava hoazy fa ny ambiance efa assurée,ny hotel mahafinaritra be,Hitondranay Sono mobil mihitsy ianareo mba ahafahantsika manal’azy tsara.

Hanao Decouvertes an’ireo toerana tena mbola tsy nalehanareo mihitsy ihany koa anie isika e ! Hamantatra tantara ihany koa
Hanao tourisme kely mihitsy moa koa
Mampitombo bagage e !!

Prix natao zakan’ny rehetra. Azo aloha tsikelikely mandra-pahatongan’ny fotoana io.

Miainga isika ny 07 jolay maraina amin’ny 7 ora maraina ary miverina kosa isika ny sabotsy 13 jolay hariva !!

Hisy foana ny Jeux eny amin’ny plage hahazonareo loka avy aty aminay TEAM LALAO.

Ny sakafo eny an-dalana sy Besoin personnel ihany no tsy hiantohanay !!!
750k/personne.
Efa io ny Contact dia afaka manao reservation avy hatrany

Kid's Game

Les commentaires sont fermés.