Shopping & retail Send message Zara Shop RECETTE DU JOUR POULET AU COLA ZAVATRA ILAINA : fen’akoho 2 ranom~boasary 1sotro lehibe Vinaigitra 1 sotro lehibe Cocacola 10cl Tantely 1sotro lehibe Sakamalao voakiky 1 sotro kely Dobera 10g Menaka 1 sotro lehibe

Shopping & retail
Send message
Zara Shop
RECETTE DU JOUR
POULET AU COLA
ZAVATRA ILAINA :
fen’akoho 2
ranom~boasary 1sotro lehibe
Vinaigitra 1 sotro lehibe
Cocacola 10cl
Tantely 1sotro lehibe
Sakamalao voakiky 1 sotro kely
Dobera 10g
Menaka 1 sotro lehibe
Tongolo lehibe 1
Sira sy dipoavatra izay tiana
FIKARAKARANA :
Afanaina miaraka amin’afo malefaka ny dobera sy ny menaka
Arotsaka ao ny nahandro dia andrahoina sy avadibadika ary ato mendimendy mandritran’ny 10mn
Voasana sy tetehina manify ny tongolo ary arotsaka ao amin’ny nahandro ao, arotsaka ao koa ny sakamalao,ny sira sy ny dipoavatra dia afangaro tsara ireo rehetra ireo dia saromana ary andrahoana eo amin’ny afo malefaka mandrintran ‘ny 30 ~ 40 mn.
Rehefa izay dia arotsaka ny tantely,ny ranom~boasary, ny coca ary ny vinaigitra.Afangaro tsara amin’ny sotrobe hazo ny saosy dia avela mandritran’ny 10mn ka tondratondrahana tsara ny henan’akoho ary atao malefaka hatrany ny afo.
Rehefa marihitra tsara ny dia vita.(tsara raha aroso mafana miaraka amin’ny vary na legioma nopotsehina ihany koa )

Tia Mivarotra

Les commentaires sont fermés.