Thonerie De Madagascar
Arabaina aby nahatratra anizao Fety Masina izao.
Miandry anareo izahay aminizao fety izao ah.
Ho antsika izay andeha hianavaratra aty. Sabotsy Namehana sy ny manodidina.
Anio Alahady : 10h à 20h
Lundi de Pâque : 7h à 20h
Ahitanareo izay sakafo rehetra nahafantaranareo anay :
★ sambos ny nem au thon : 600ar
★soupe au thon sy misao au thon : 4000ar
★ brochette géant : crevette na poisson : 2000ar ny ray
★misy vary sy laoka ihany koa an : poisson au coco, crevette sauté au légume, thon fumé au tissam : 8000ar ny plat.
★misy zavapisotro maro isankarazany koa ato an
Apitany Espace Eldorado no misy anay
Afaka miantso ny 038567191.