Tontolo Maitso Mavana Ry malagasy rehetra namako na ianareo efa tatsaha na ianareo vo mieritreritra ny ho tatsaha Aza variana isika fa andeha ho atsaraotsika ny vokatrin fambolena mb hananatsika fahaleovan tena ara tsakafo Akoatra ny rano masomboly toet

Tontolo Maitso Mavana Ry malagasy rehetra namako na ianareo efa tatsaha na ianareo vo mieritreritra ny ho tatsaha Aza variana isika fa andeha ho atsaraotsika ny vokatrin fambolena mb hananatsika fahaleovan tena ara tsakafo Akoatra ny rano masomboly toet

Tontolo Maitso Mavana
Ry malagasy rehetra namako na ianareo efa tatsaha na ianareo vo mieritreritra ny ho tatsaha
Aza variana isika fa andeha ho atsaraotsika ny vokatrin fambolena mb hananatsika fahaleovan tena ara tsakafo
Akoatra ny rano masomboly toetany sy fikarakarana dia aina iray lehibe iakinan fambolena ny zezika mila fatarina anefa ny zezika mamaly ny filan voly mba tsy ilazana fa tsy mahomby ny zezika iray
Mamaha ny olanao @zany ny
Zezika bio Nutriplant organic plus fertiliser
Zezika voatily iraisampirenena mahafeno ireo karazana otrikaina rehetra ilain voly
Tsy misy vokadratsy @olombelona sy tontolo iainana
Maro tombotsoa azo @fampiasana azy
Mamerina ny tany ho lasa natiora indray , mampalonaka ny tany fampiasana azy rehetra
Mety @fambolena rehetra voly mamody ambany tany ,voly mamoa ambon tany ,vary an drano ,vary an tanety ,voly avotra ,légume ,pépinière , voakazo ,vonikazo ,pépinière
Manatsara ny kalitao vokatra
Manatsara quantité vokatra (raha arahinao tsara fomba fampiasana azy vokatra avo 2 na telo heny mihoatra ny mahazatra)
Manatsara ny fitomboany voly : fakany ,raviny ,tahony ,felany ,voany
Miaro ny fambolena @hain tany sy ireo bibikely mpanimba ny voly
Mora ampiasaina kely no ampiasaina de mavita betsaka
Azonao atao tsara ny mifandray @nay @alalan hafatra miafina rh mahaliana anao f omenay fahafaham po

Tontolo Maitso Mavana

Les commentaires sont fermés.