Torohevitra telo ho an’ny ray aman-dreny tokony hotadidina momba ny tenintsika: – Avelao ny zanakao handre anao milaza zavatra tsara momba azy. – Tsarovy fa ny teninao no lasa feo ao anatiny isanandro. Aoka ho tsara fanahy isika. – Miresaha zavatra tsara

Torohevitra telo ho an’ny ray aman-dreny tokony hotadidina momba ny tenintsika:
– Avelao ny zanakao handre anao milaza zavatra tsara momba azy.
– Tsarovy fa ny teninao no lasa feo ao anatiny isanandro. Aoka ho tsara fanahy isika.
– Miresaha zavatra tsara momba ny hafa. Rehefa manondro ny tsara ao amin’ny hafa isika, dia lasa mora kokoa ny mahita ny tsara ao aminy.
Mpanabe Fototra

Mpanabe Fototra

Les commentaires sont fermés.