Vin mamikely oh Fantatrao ve ireo vokatsoa azo avy amin’ny fisotroana divay ?? Hampahafantariko anao izany androany Antioxydant Manampy amin’ny fampihenana ny mety ho aretim-po, rari-tsaina Mampihena ny tahan’ny cholestérol ratsy ao anatin’ny vatana Fa

Vin mamikely oh
Fantatrao ve ireo vokatsoa azo avy amin’ny fisotroana divay ??
Hampahafantariko anao izany androany
Antioxydant
Manampy amin’ny fampihenana ny mety ho aretim-po, rari-tsaina
Mampihena ny tahan’ny cholestérol ratsy ao anatin’ny vatana
Fandevonan-kanina no sady mitahiry ireo otrikaina
Mety ho an’ny fahasalamana
Sotroina hampamendrehana nefa an
Amin’izao akatokin’ny Saint Valentin izao dia hanolotra ny tsara ho anareo izahay
#Vin_de_bissap
#Manjaka_Ilafy
#Afaka_manao_livraison_ihany_koa

Fanilo Mahenika

Les commentaires sont fermés.