Voahirana Ao tsara daholo ve ny mpankafy sandwich oh?!! Tena tianareo tokoa ilay tolotra vaovao anay ka mankasitraka oh !! Fa na izany aza aleo asiantsika famintinana kely ihany hoe inona avy izany ireo karazana tolotra misy?? Dia ireto avy ary izy ireo:

Voahirana
Ao tsara daholo ve ny mpankafy sandwich oh?!!
Tena tianareo tokoa ilay tolotra vaovao anay ka mankasitraka oh
!!
Fa na izany aza aleo asiantsika famintinana kely ihany hoe inona avy izany ireo karazana tolotra misy??
Dia ireto avy ary izy ireo:
Sandwich aux oeufs
Sandwich aux charcuteries
Sandwich aux oeufs et charcuteries
Sandwich aux 3 fromages
Sandwich aux jambons + fromages
Sandwich aux oeufs+ fromages+ jambons ( misy na tsy misy kisoa mety daholo
Hitanareo eo ambonin’ny sary ny mombamomban’ny sandwich tsirairay
Ka andao ary hanjifa ny matsiro hatrany eh
Dia araho tsy tapaka ny pejintsika
034 67 044 79

Voahirana

Les commentaires sont fermés.