Vokatra ateriky ny fametrahana sakafo « direct » ao anatin’ny « congélateur » Tsara ho fantatra fa misy fiantraikany amin’ny toetoetry ny sakafo tehirizintsika ny fampirimana azy tsy voafono ao anaty congélateur satria mety Hanova ny lokony Hanova ny ts

Vokatra ateriky ny fametrahana sakafo « direct » ao anatin’ny « congélateur »
Tsara ho fantatra fa misy fiantraikany amin’ny toetoetry ny sakafo tehirizintsika ny fampirimana azy tsy voafono ao anaty congélateur
satria mety
Hanova ny lokony
Hanova ny tsirony
Hiteraka na hanova ny fofony
Tena ilaina tokoa ny mamono ny sakafo amin’ny papier film na papier aluminium fa tsy haingitraingitra sanatria

Delicia food

Les commentaires sont fermés.