Volamena Mainty Lazainy olona fa lasa adala za raha nanangona fako organika eraky ny tanana Vomaika moa fa nolazaiko hoe miompy lalitra aho Manasa anao amaky ity dia hino ianao fa tsy adala aho Volamena mainty le ompiko ( Voaporofo erantany sy aratsia

Volamena Mainty Lazainy olona fa lasa adala za raha nanangona fako organika eraky ny tanana Vomaika moa fa nolazaiko hoe miompy lalitra aho Manasa anao amaky ity dia hino ianao fa tsy adala aho Volamena mainty le ompiko ( Voaporofo erantany sy aratsia

Volamena Mainty
Lazainy olona fa lasa adala za raha nanangona fako organika eraky ny tanana
Vomaika moa fa nolazaiko hoe miompy lalitra aho
Manasa anao amaky ity dia hino ianao fa tsy adala aho
Volamena mainty le ompiko
( Voaporofo erantany sy aratsiantifika ny zavatra ho lazaiko eto )
Volamena satria nahoana ?
Mitondra vokantsoa tena tsara @ biby fiompy satria mitondra Taha ambony protéines sy lipides ary singa maro ilainy biby fiompy izay mahasalama anazy ary mampitombo aingana azy ary indrindra tena natoraly mitahy @ sakafo hafa.
Mitondra ihany koa fahadiovana tanana sy rivotra hoan’ny fiainan’izao tontolo izao satria tsy mitondra loza na aretina kanefa dia afaka manafoana ny fako izay ariana fotsiny .
Ahazoana tombony miopapana satria dia mihena hatramin’ny 75% ny vola mivoaka hoan’ny sakafon’ny biby fiompy (Kisoa, Alika , Saka , Vorona , trondro , Akoho sns )
EFA NANDRAMAKO NOMENA ARY OMPIKO ATO DAHOLO
Fitondrana sakafo mitondra glucide sisa dia feno ny sakafo ( Katsaka , fotsimbary , maintso sns)
Tsotra kanefa aingana dia mahavokatra ary tsy takatry ny saina ny zava miafin’ity volamena mainty ity
Raha mahaliana anao ny iompy na hividy masomboly na hafa dia manasa anao andefa mp avy hatrany

Volamena Mainty

Les commentaires sont fermés.