Coucou daholo Maro ianareo no nanontany hoe inona ary ny petit déjeuner équilibré na sakafo maraina voalanjalanja?? Ireto avy ary ny sakafo tokony ho ita a anaty petit déjeuner : Ireo zava-pisotro mafana aloha voalohany indrindra (thé, café, …) Sakafo

Coucou daholo Maro ianareo no nanontany hoe inona ary ny petit déjeuner équilibré na sakafo maraina voalanjalanja?? Ireto avy ary ny sakafo tokony ho ita a anaty petit déjeuner : Ireo zava-pisotro mafana aloha voalohany indrindra (thé, café, …) Sakafo

Coucou daholo
Maro ianareo no nanontany hoe inona ary ny petit déjeuner équilibré na sakafo maraina voalanjalanja??
Ireto avy ary ny sakafo tokony ho ita a anaty petit déjeuner :
Ireo zava-pisotro mafana aloha voalohany indrindra (thé, café, …)
Sakafo misy protéines (lait, fromage, yaourt)
Voankazo manaraka ny toe-trandro fa tsy à contre saison (ohatra : akondro),
NB: tsy Mbola azo atao ny mihinana Voankazo makirana vao maraina MBA hiarovana ny acidité miaraka @io protéine voalaza wo ambony io (ohatra : voasary, pamplemousse,…)
Sakafo misy glucides ohatra (flocons d’avoine, croissant, pain au lait,…)
Ary Sakafo matière grasse Kely fotsiny izany hoe margarine Kely fotsiny na beurre Kely fotsiny ohatra , na voanjo ihany koa tena mety be, na koa avocat satria iny misy oméga 6 sy vitamines ary fibres izay Manampy anao amin’ny fandevonan-kanina .
NY #PARAFLAN VE ZANY IDÉAL POUR PETIT DÉJEUNER ?
Eny Tompoko Satria izy tafiditra ao amin’ny Sakafo misy protéines Noho izy misy ronono, tafiditra ihany koa izy Amina Sakafo misy glucides ary misy faible matière grasse Kely ihany koa
Izany hoe Raha Paraflan no sakafonao maraina Dia tsy Mitady beurre sy ronono intsony fa thé na café Dia ampiana fruit Kely Dia complet ny petit déjeuner eeee

Goûter à Petit Prix

Les commentaires sont fermés.