Eto amin’ny ville ihany ianao no mahita izany hoe: manao akanjo sy kiraro raitra sady lafo vidy anefa tsy manam-bola rehefa misy ilana vola any ampianarana. mandeha taxi isan’andro anefa mitaraina noana fa tsy nisakafo maraina lava. maneho fiainana luxe b

Eto amin’ny ville ihany ianao no mahita izany hoe:
manao akanjo sy kiraro raitra sady lafo vidy anefa tsy manam-bola rehefa misy ilana vola any ampianarana.
mandeha taxi isan’andro anefa mitaraina noana fa tsy nisakafo maraina lava.
maneho fiainana luxe be amin’ny facebook, instagram sy tiktok anefa milaza tsy manana credit.
manana téléphone hika farany anefa mifandrombaka sy miady hanina rehefa mahita zavatra azo ho anina ( ny miady hanina dia midika fa tsy ampy sakafo )
manana 4*4 anefa tsy manana trano fa manofa.
Noho izany, fitaka sy endrika ivelany fotsiny ihany ireny.
Sary fanehoana.

Yvette

Les commentaires sont fermés.