VALIN’NY JEU D’ANNIVERSAIRE VOLANA MARSA Ireto indray no olona tsara vintana nahazo loka tamin’ity Toy izao ary ny fandaminana handraisanareo ny loka : ny 5 voalohany izay hita an’ity publication ity maka ny lokany eny Ambodivona ny 5 ambiny kosa e

VALIN’NY JEU D’ANNIVERSAIRE VOLANA MARSA
Ireto indray no olona tsara vintana nahazo loka tamin’ity
Toy izao ary ny fandaminana handraisanareo ny loka :
ny 5 voalohany izay hita an’ity publication ity maka ny lokany eny Ambodivona
ny 5 ambiny kosa eny Ivato
rehefa maka ilay loka ianao dia maneho ny « capture d’écran » misy ny anaranao sy sy ny compte Facebook-nao mitrondra ilay anarana
mila porofo mazava fa ianao ilay olona mitrondra ilay compte Facebook
afaka misafidy plat iray (1) tsy mihoatra ny 20 000 ar
ny farany fandraisana ny loka dia ny 7 Aprily 2024
Mankasitraka an’ireo mpandray anjara rehetra, amin’ny manaraka indray
.
Ps : efa eny amin’ny pejy Facebook ny Dragon Royal ireo olona 10 hafa nivoaka mpandresy tamin’ny lalao
#Dragonroyal #restaurant #antananarivo
+6

Dragon Royal

Les commentaires sont fermés.