Miratiana Anie Francia All-star contributor FOMBA TSOTRA FANESORANA IREO TAOLAN-TRONDRO MISAKANA AO AMIN’NY TENDA IREO VAHAOLANA Rehefa kendan-taolan-trondro dia mihinàna tapaka mofo dipaina maromaro avy nalona tanaty rano matimaty avy hatrany. Mari

Miratiana Anie Francia
All-star contributor
FOMBA TSOTRA FANESORANA IREO TAOLAN-TRONDRO MISAKANA AO AMIN’NY TENDA

IREO VAHAOLANA
Rehefa kendan-taolan-trondro dia mihinàna tapaka mofo dipaina maromaro avy nalona tanaty rano matimaty avy hatrany. Marihina fa afaka fotoana fohy dia miala avy hatrany.
Rehefa kendan-taolan-trondro dia misotroa rano matimaty 1 vera nafangaro vovon-tsira maromaro. Marihina fa lasa nanjavona tampoka ny taolana nisakana teo.
Rehefa kendan-taolan-trondro dia mazotoa mitelina akondro masaka efa voatetika madinika avy hatrany. Marihina fa tsy maintsy afaka avy eo ny taolam-pilao teo.
Rehefa kendan-taolan-trondro dia misotroa vinaigre fotsy na mena kely fotsiny. Marihina fa afaka fotoana fohy dia manjavona avy hatrany ny taolana nisakana teo
FANAMARIHANA
Mazava ho azy fa ny anjaranao no misafidy izay fikafika mety aminao amin’ireto Astuce ireto tompoko. Marihina fa ny Trondro, Filao, Laoko, Fia, Poisson, Fish sns…dia fiantsoana azy avokoa.

Développement Madagascar Durable

Les commentaires sont fermés.